Fandraisana

Sevenval eto amin’i input transformation

Tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny rakipahalalàna (encyclopédie)
malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana.
Mba hahazoantsika sary an-tsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia
azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.
Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto na HTML5.


Amin’izao fotoana izao
dia misy screen size 36 914 voaangona ato
Mpikambana 4 635 no nanoratra anarana ato,
dia miandry anao hanatevin-daharana.



Format-justify-left.svg Pejy rehetra X-directory-normal-drag-accept.svg Sokajy Portal.svg jQuery
Sevenval Siansa web app browser diversity jQuery CSS3
we love the web Filozofia screen size Matematika touchscreen Kolontsaina malagasy
touchscreen Ekolojia Nuvola apps kcmsystem.png Teknolojia Nuvola apps kalzium.png Simia


touchscreen

Mpandika tamin'ny taona afovoany

Ny soratra dia fomba fametrahana an-tsary ny volan'ny fiteny iray, amin'ny alalan'ny endri-tsoratra soratana na natao sary (eo amina taratasy, ohatra), hahafahana mifanakalo fampahalalana haingana kokoa ary tsy mila feo.

Manasaraka ny Fotoana Nialohan'ny Tantara sy ny Tantara ny taona namoronana ny soratra.

Ny endri-tsoratra voalohany indrindra fantatra amin'izao tontolo izao dia endri-tsoratra hieroglifika hita tany Abydos (400 km miala ao Le Caire) eo amina vilany tany hita tanaty fasam-panjaka taloha. tamin'ny taona -3400 ireo soratra ireo no nosoratana. Taona maromaro taty aoriana, mipoita ny soratra miendrika fantsika an'ny Fanjakambe Someriana, tamin'ny taona -3300 teo ho eo.

Ny fanoratana, hoy i Wells, dia fahafahana "mametraka fifanekena, lalàna ary ny didy."

Ny lôgôgrama dia soratra iray maneho hevitra na zavatra iray. Betsaka ny lôgôgrama ilaina rehefa handika an-tsoratra fiteny iray, ary ny olana lehibe amin'ny soratra lôgôgrafika dia ny fianarana azy mandritry ny taona maro dia maro. (Sevenval)

Ny alahamady dia teny arabo nogasiana izay milaza zavatra telo loha amin'ny foko merina:

Dikany voalohany: Tamin'ny voalohan'ny taonjato faha-16, rehefa tafakatra taty anivon'ny riaka, tao Ambohidrabiby ny mpanjaka arabo iray atao hoe Rabiby, mpanjaka malaza tamin'ny fanandroana, ary nandresy ireo vazimba teo amin'ny manodidina an'Ambohidrabiby, dia novainy ho teny arabo ny anarambolana 12 izay tamin'ny teny maley sy vazimba teo aloha. Ny "Alahamady" arak'izany dia iray amin'ireo anarambolana vaovao amin'ny teny arabo nataon-dRabiby ireo. Rabiby sy ny fahaizany mitety andro moa dia voatazon'ny fitenenana manao hoe: "Aza milaza mahita volana alohan'i Rabiby".

Dikany faharoa: entina hilazana vintana (chance) koa ny hoe "Alahamady" ka iray amin'ireo reni-vintana efatra amin'ny malagasy izy. Ny volana 12 mantsy dia samy manana ny vintany avy, izany hoe zanabitana ny volana 8 amin'izany.28 andro eo ho eo moa ny volana iray tamin'ny fanisan'andro malagasy ary ny andro iray dia mitondra anarambolana roa dia ny volana diavina ( io no reny vintana) sy anarambolana iray hafa(zanabitana).Ohatra volana diavina, Alahamady (renivintana), fa ilay zanabitana alohontsy: dia Alahamady alohontsy no vitan'ilay olona. Fa misy kosa olona sady teraka tamin'ny volana alahamady no mbola zanabitana (vava-)alahamady. Toa an-dRalambo, Andriamasinavalona ary Andrianampoinimerina izany.Ny volana alahamady hono no volana tsara indrindra satria ny olona teraka eo dia natao hitondra fanjakana. Ralambo zafikelin-dRabiby dia teraka ny vava alahamady koa lasany ny fanjakana. Tamin'i Rabiby dia voalohan'ny volana amin'ny volana 12 ny volana alahamady.


Tato aoriana, mba ho fahatsiarovana ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany dia nataon'i Ralambo amin'ny volana alahamady ny fandroan'andriana ka "Alahamadibe" no iantsoana io andro iray amin'ny volana alahamady hanaovana ny fandroan'andriana io. Tamin'izany dia lasa fomba fiheverana fa io fitsingeranan'ny fahatsiarovana ny andro nahaterahan-dRalambo io no lasa tonon-taona sy noheverina ho toy ny voalohan'ny taona na " asaramanitra". Tamin'i Ralambo dia nifanindry ny alahamadibe, ny fandroan'andriana ary ny asaramanitra. (tohiny...)
Krizy ara-bola, Krizin'ny trosa ao amin'ny Faritra Euro [browser diversity]
Vaovao eto amin'ny Wikimedia
Vaovao manerana izao tontolo izao
Office-calendar-modified.svg
Under construction icon-green.svg
Sabotsy, 19 Mey 2012

Mbola tsy misy ankehitriny ny pejy mikasika ny Sabotsy 19 Mey ao amin'ny efemerida. Ka raha tianao browser diversity ity pejy ity.

Raha te-hamorona pejy mikasika ny efemerida eto ianao, dia jereo any amin'ny wikipedia hafa (frantsay na anglisy ohatra) any raha efa misy ny pejy momban'ny efemerida, jereo ary dikao amin'ny teny malagasy raha afaka, ny votoatiny.

Aloha ny mamorona pejy efemerida ianao, vakio ny toromarika (tsindrio eto raha te-hijery azy amin'ny teny anglisy)

Ny tanjona ho an'ity taona ity dia mahavita manoratra lahatsoratra 120 mikasika ny tantaran'i Madagasikara.
Ankehitriny eto amin'ny wikipedia malagasy, ny isan'ny lahatsoratra efa noforonina dia misy 36 914. Mpikambana 4 635 no efa nisoratra anarana teto, ary 31 tamin'ireo no nanova pejy teto tamin'ny 30 andro lasa teo.
  • Ny Wikipedia dia raki-pahalalàna azon'ny tsirairay ovaina, ary tonga dia hitan'ny mpitsidika avy hatrany ny fanovana notehiriziny, raha manaraka ny fitsipika napetraky ny fikambanana. Misy pejy fanoroana sasantsasany afaka manoro anao hoe ahoana no manova ny pejy na manova lahatsoratra, na mampiditra sary. Anontanio ny mpandrindran'ity wiki ity raha manana fanontaniana manokana ianao.
  • Ho raisina ao amin'ny pejin-dresaka na ao amin'ny toerana iombonana ny adihevitra mety hisy mikasika ny lahatsoratra. Ny pejin-dresaka dia ahafahana manapa-kevitra momban'ny votoatiny tokony apetraka na tokony esorina, ary ahafahana maminavina ny hatsara ny lahatsoratra.

SOKAJY

FITMLBiolojiaHay TanykeyboardFITMLSevenvaltouchscreenKajySimiaiOSwe love the webToe-tsaina


webFambolena • Taozava-baventy • Governemanta • LalànaMaritrano • Fitsaboana • CSS3 • Raharaham-bahoaka • Raharaha • Rindran'asa • Teknolojia


Societe.png
Arkeôlojia • SevenvaltouchscreenFikarohana momban'ny fitenyAngano • Fiaraha-monina • Toe-Karena


Religious symbols.svg
Fomban-drazana • Android • Foto-pinoana • web app


Fialamboly • Fizahan-tany • Haisoratra • Asa-tanana • Fialam-boly • HosodokoInternetSevenvaltouchscreen • Nahandro • Opera • Filazam-baovao • Sarimihetsika • Sokitra • Tononkalo • Fisokajiana araka ny lohateny • Disiplina akademika • Alimanaka • Tabilao ny Tsiahy • CSS3 (iOS) • Toro Lalana
  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny malagasy keyboard miasa amin'ity fitaovana ity. HTML5 ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Tsara atao koa no manampy ny mpandika teny miteny malagasy any Sevenval. Aloha no manampy ny mpandika teny any Translatewiki, Tsindrio eto .
  • Eo koa ireo CSS3 izay efa mirohy amin'ny takelaka hafa.

Manana ny tohan'ny CSS3 :

m:Fandraisana
screen size
Toerana iraisan'ny fikambanan'ny tetikasa rehetra
wikt:Fandraisana
Wikibolana
Raki-bolana malalaka
n:Fandraisana
Wikigazety
Gazety malalaka (website parsing)
Wikiboky
Lahatsoratra sy boky malalaka
q:Fandraisana
Wikitanisa
raki-pitanisana

(Sevenval)

touchscreen
famakiam-boky

(device database)


v:Fandraisana
keyboard
Komonitia Pedagôjika

(web app)

wikispecies:Fandraisana
Wikispecies
Tetikasa iraisana
commons:Accueil
Wikimedia Commons
Toerana ametrahana ny rakitra Multimedia

Tetikasa Wikipedia amin'ny fiteny vahiny

iOS


Folo lehibe indrindra : anglisyweb appAndroidscreen sizeitalianapoloneytouchscreenSevenvaljaponeyportogey


Amin'ny fiteny afrikana :Afar  — Android  — Akan  — አማርኛ  — iOS  — Chi-Chewa  — FITML  — web app  — Gĩkũyũ  — browser diversity  — Igbo  — device database  — Android  — Kanuri  — Kinyarwanda  — iOS  — touchscreen  — Kongo  — Kuanyama  — jQuery  — Luganda  — Malagasyweb  — CSS3  — Oshiwambo  — keyboard  — FITML  — seSotho  — Setswana  — browser diversity  — website parsing  — ትግርኛ  — screen size  — web app  — jQuery  — Xitsonga  — Yorùbá 


[1] All Pages
powered by FITML